|
|
|
|

Teny iditra1  langato
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sifotra mainty mivelona any anaty rano [Betsimisaraka] [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  langato, 6 talango, 7 talonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02