|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina
4 Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby
5 entina hanambakana na hamitahana [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)16  lango
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 Vary vao [Taimoro] [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson.
20 Elles sont appelées en Imerina : songom-bary. [Betsileo] [1.196]

Teny iditra (3/3)21  lango
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux. Par exemple langom-bary, langon-katsaka, langom-boanemba : [Merina] [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  lango, 26 ngola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17