|
|
|
|

Teny iditra1  lanjaina
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Jerena amin' ny alalan' ny vato-mizanany havesany: Lanjaina ny akoho aty aminay rehefa amidy
5 Entina ambony soroka, antsorohina: Holanjaiko Rangahy fa omeo vola aho
6 Entina amin' ny filanjana: Tsy zakanay lanjaina io Ramatoa io fa botrefona izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be weighed; to be carried on the shoulders [1.2]
8 to be weighed; to be carried on the shoulder; to be considered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on pèse; qu'on porte sur les épaules; qu'on considère [1.8]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ilanjana, lanjaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17