|
|
|
|

Teny iditra1  lanonana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifaliana misy dihy sy hira ary zavamaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 an assembly of people gathered together for amusement and rejoicing on some public occasion [1.2]
5 feast with music and dancing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 festin accompagné de musique et de danses [1.8]
Mpanahaka  7  androiraytoazato, 8  androiray, 9  androtsymaty, 10  anjaika, 11  firavoravoana, 12  firiariavana, 13  fivoriana, 14  korana, 15  zaika
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09