Entry | 1 lany be |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 lany, be |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Lany fatotra amam-pondrana, lany mondron-kery, manaraka mbamin' ny taninketsa, ny any an-tsalaka no miala, mitain-kidin-trano, lany karaoka, lany harena, ravaharena, botry, mitondra kitra, mikiky rindrim-baky, makiky |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |