| 
 | 
| | | |  | 
  | 
| Teny iditra | 1 lany mbamin' ny tanin-ketsa | 
| Singan-teny | 2lany, 3mbamy, 4tany, 5ketsa | 
| Sokajin-teny | 6 kambanteny | 
| Fanazavàna teny malagasy | 
7 fahataperan' ny fananana hatramin' ny kely indrindra (fiteny matetika amin' ny olona mandanilany foana ny hareny amin' ny loka na zavatra mitovitovy amin' izany) [1.1] | 
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 | 
 |