|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 laona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)]
[1.2] 5 a mortar for pounding rice, maize, etc [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 mortier pour piler le riz, le maïs, etc
[1.8] |
| Ohatra |
7 laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy.
[2.470]
8 Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 alòna, alona, 12 lañoa, laona, 13 loana, 14 olana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|