|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-borona
Singan-teny  2 lasa, 3 vorona
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Tovy hevitra  6 lasam-binany
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02