|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latabatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan' akalana lehibe sady avo tongotra atao fiasana, fanoratana, fihinanana: Lamban-databatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a table
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 table
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|