|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 latsaka babay, tonga babay |
| Singan-teny | 2 latsaka, 3 tonga, 4 babay |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka
7 sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute.
9 On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3] |
| Voambolana | 10 Kilalao |
| Tsipelina hafa | 11 latsaka i babay, tonga i babay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|