|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 lavahana |
| Fototeny | 2 lavaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka
5 Takina: Ananan-dRakoto vola aho ka tavahany foana andro aman' alina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be digged, to be bored
[1.2] 7 to have a hole made in it; to be dug into. cf. loaka [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 dans lequel on fait un trou; où l'on creuse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/4) | 13 lavahana |
| Sokajin-teny | 14 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 jejo
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/4) | 16 lavahana |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 mpijangajanga
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 19 lavahana |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 vehivavy janga
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 22 halavana, lavahana, 23 vahanala, 24 valahaña, valahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|