|
|
|
|

Teny iditra1  lavalava
Fototeny  2 lava
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 long et peu large [1.3#392]
Ohatra  5  Latabatra lavalava sady matevina no iasany. [2.332#37]
6  Indro, ao anaty ahitra, misy harondakana lavalava; [1.281#]
7  Mila fianarana lavalava vao mahafehy ny toe-tsaina siantifika; [2.445#88]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  11 baolina lavalava

Fivaditsoratra  lavalava, 12 valalava, 13 valavala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09