|
|
|
|

Teny iditra1  lazao hoe
Singan-teny  2 lazao, 3 hoe
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny teny asaina averin' ilay olona hafarana: Lazao hoe manavy aho ka tsy ho tonga amin' ilay fotoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12