|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 le |
| Sokajin-teny | 2 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 si, lorsque.
4 Katroñiko, hoy ny raike, le zay mandy, 5 "J'irai le prendre, dit l'autre, si ce n'est que cela". [Tanala] 6 et, alors. 7 Satria nivonoin'olo le tsy maty, 8 car on avait voulu [les] tuer et [ils] n'étaient pas morts 9 (d'un emploi très rare). [1.6] |
| Teny iditra (2/5) | 10 le |
| Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 mando, lena
[Taisaka]
[1.78] 13 lena [Bara] [1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 14 le
![]() |
| Sokajin-teny | 15 mpanoritra [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
16 ny: Le livre (Ny boky)
[1.4] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 ny.
18 Ny s'emploie comme article vocatif, devant les noms et titres 19 honorifiques, tels que Andriana, manamboninahitra, ambony, 20 lehibe. "Avelao aho, ny Andriana, mba handeha", permettez-moi, 21 sire, de partir aussi. [1.3] 22 ny [1.5, 1.8] |
| Mpanahaka | 23 la, 24 les |
| Teny iditra (4/5) | 25 le
![]() |
| Sokajin-teny | 26 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 izy/,>, azy: Je le vois (Hitako izy, mahita azy aho)
28 Locution: il n'est pas encore habile, mais il le 29 deviendra: tsy mbola kinga izy, nefa ho tonga kinga hiany. [1.4] |
| Mpanahaka | 30 la, 31 les |
| Teny iditra (5/5) | 32 lé
![]() |
| Sokajin-teny | 33 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
34 Ambainy, lambanana. Cette robe a cinq lés de tour:
35 misy ambainy dimy ity robo ity. 36 Cette toile est assez large pour qu'on puisse faire deux mouchoirs 37 au lé: lehibe hiany ny ambainy, (etc) ity lamba ity 38 ka ampy hanaovana mosara roa. [1.4] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|