|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lefahina |
| Fototeny | 2 lefaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao tonga milefitra; ketrahina: Azo lefahina amin' ny fanafody ny aretina sasantsasany / Aza lefahina ny tady
5 Atao tonga adala [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be bent
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on plie, qu'on rend souple
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|