|
|
|
|

Teny iditra1  lefasana
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Torahana, tsipazana: Nolefasany vaton' antsamotady ilay voromaitala ka maty teo no ho eo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  andefasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12