|
|
|
|

Teny iditra1  lehiroa
Singan-teny  2 ilay, 3 iroa
Sokajin-teny  4  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Mitovy ary avy amin' ny ilay iroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 celui-là [1.5]
Ohatra  7  Mazava ny antony, lehiroa a! [2.643]
8  Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka. [2.528]
9  Izaho ange lehiroa no manao ny toe-karama e! [2.472]
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12