|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lelika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tototra, voasarona: Lelika ny hady
4 Feno: Leliky ny antsanga inty ny tanimbary
5 Tsy mahalala ny fahorian' ny sasany intsony izy, fa efa leliky ny harena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 comblé, couvert: Lelika ny hady (Le fossé est comblé) ~ Leliky ny antsanga ny tanimbarinay (Notre rizière a été couverte par les alluvions)
7 comblé de biens, d'honneurs: Tsy mahatsiaro fahoriana izy, fa leliky ny vola (Il ne pense pas au malheur, parce qu'il a beaucoup d'argent) [1.3#399]
Ohatra  8  Ary ny tanimbary leliky ny fasika! [2.470#177]
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  19 lelik' asa
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)21  lelika
Sokajin-teny  22  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  23 Lelika an! Nom d'un chien! Zut, alors!
24 Lelika maty itỳ ! Quel connard!
25 Lelika lahy itỳ ! Quel connard! Salaud!
26 Lelika vavy itỳ ! Quelle connasse! Salope! La garce! [1.5#56]

Fivaditsoratra  27 lakile, 28 lelaky, lelika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09