|
|
|
|

Teny iditra1  lembalemba
Fototeny  2 lemba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tany marin-tampona ambony havoana [1.1, 1.13]
5 lembalemban' i Mahafaly ~ lembalemban' i Karimbola ~ lembalemban' i Bemaraha ~ lembalemban' i Maroaboaly ~ lembalemban' Antanimena ~ lembalemban' i Marovoalavo ~ lembalemban' i Vohibary ~ lembalemban' i Makira ~ lembalemba ambanin' Androna ~ lembalemban' Analavory [2.118]
Fanazavàna teny frantsay  6 plateau [1.13]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02