|
|
|
|

Teny iditra1  lemena
Fototeny  2 lemy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra
5 Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena
6 Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy
7 Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  lemena, 12 mañele

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12