|
|
|
|

Entry1  letsin-trosa
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  letsy, trosa
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fomba ifanaovan' ny olona mifampisambo-bola ka ahana amin' ny zavatra hafa na vola tsikelikely ny trosa ananan' ny olona amin' ny tena

Updated on 2025/07/29