|
|
|
|

Entry1  liet
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny solietnà ary ambanin' ny kapiteny, mitovy fahamboniana amin' ny enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina
Explanations in English  5  [1.7] a lieutenant
Explanations in French  6  [1.8] lieutenant
Examples  7  [2.356#] Ny ampitson' ny nipoahan‘ny ady dia voaantso teny amin' ny biraon' ny lehiben' ny distrika Rabruny, fa lietna izy.
Vocabulary  8  Military

Anagrams  9  alenti, antely, atelin, elatin, lietnà, nateli, nelati, telina

Updated on 2025/08/10