|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lima
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vilia hazo lavalava fanesorana rano ao anaty lakana [Sakalava] [1.1]
Voambolana  4  Fifamoivoizan-tsambo

Teny iditra (2/2)5  lima
Sokajin-teny  6  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  7 zinga voatavo fasiana ronono na fiterana omby [Bara] [1.78]
8 voatavo na zingo fiterena omby [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  9 lamy, lima, 10 maly, 11 milà, mila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27