|
|
|
|

Teny iditra1  limby
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 (araka ny finoana katolika) Toerana nisy ny olo-marina maty talohan' ny namohan' i Jesoa-Kristy ny lanitra; toerana misy ny zaza tsy manan-tsiny maty tsy vita batemy [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Fivaditsoratra  limby, 5 mbily

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12