|
|
|
|

Teny iditra1  lingolingo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ny tendrony avo indrindra amin'ny tanety [Sakalava] [1.78]

Fivaditsoratra  lingolingo, 4 longilongy, 5 ngilongilo, 6 ngolingoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12