|
|
|
|

Teny iditra1  liombavy
Singan-teny  2 liona, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Ohatra  5  hoy ny liombavy nitraka fa tsy nitodika tany amin-dRalehilahy. [2.5]
6  Mamitsaka, mandry toy ny liona izy, Ary toy ny liombavy, ka iza no hanaitra azy? [1.38]
Voambolana  7  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29