Entry | 1 litania |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fivavahana misy fitanisanisana anaran' olomasina mandeha irery na miaraka amin' ny toetra masina nananany, ka valiana hatrany hoe: "mivavaha ho anay" [1.1] |
Explanations in French |
4 [litanỳ]
litanies [1.3] |
Vocabulary | 5 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |