|
|
|
|

Teny iditra1  loa-bolana
Singan-teny  2 loaka, 3 volana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 miteny tsy satry noho ny hagagana eo anatrehan-javatra tsy nampoizina, na tsara na ratsy; vaky vava, tsy maharitra ka miteny
6 vaky vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to feel compelled to speak out; to speak out when no longer able to keep silent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 qui se sent obligé de parler; qui parle, ne pouvant plus se taire [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12