|
|
|
|

Teny iditra1  lofosana
Fototeny  2 lofo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 ilazana ny olona maty namonoana omby: Raha vao maty Ranona dia nolofosana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 en l'honneur de qui on immole des boeufs [1.3#394]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12