|
|
|
|

Teny iditra1  lohahevitra
Singan-teny  2 loha, 3 hevitra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 ny ventin-teny halahatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 a point in discussion [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 l'essentiel de la discussion, le thème [1.8]
Ohatra  8  Mba hiampita tokoa ny fanilo, araka ny lohahevitra. [1.368#]
9  Ataovy mazava ny drafitry ny lahatsoratra sy ny lohahevitra. [2.285#]
10  Manana fomba manokana ifidianana ny lohahevitra hiompanana izahay. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11