|
|
|
|

Entry1  lohakohony
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Ny faritra ambony indrindra amin' ny lalan-kanin' ny biby, na ny faritra eo ambonin' ny haranany ho an' ny vorona [1.1]
Vocabulary  4  Zoology: (in general)

Updated on 2025/09/12