|
|
|
|

Teny iditra1  lohasoratra
Singan-teny  2 loha, 3 soratra
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 tarehin-tsoratra manomboka ny fehezanteny na ny anaran-tsamirery [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 lettre capitale; majuscule [1.13]
Ohatra  7  Misokajy telo ireo fanazaran-tsaina atolotra eto: - ao ireo natao hanamafy orina ny fianarana ny firafitry ny teny sy fanoritra ny lohasoratra; [2.117#]
Voambolana  8  Toe-karena: tonta printy, sary

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11