|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lohateny |
| Singan-teny | 2 loha, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anarana -- izay matetika teny fohifohy -- entina hilazana boky na toko iray amin' ny boky na koa lahateny famelabelaran-kevitra:
6 "Mba olom-banona" no lohateny nalain' ny mpampianatra anay ho voaboasana 7 Fifanarahana fa hifamela heloka na hifandefitra na hifanampy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a title, a heading
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 titre
[1.8, 1.13, 1.5.fr#193] |
| Ohatra |
10 Anaovy lohateny ny andininy tsirairay.
[2.285#46]
11 jereo ka diniho tsara ny lohateny nomeny azy. [2.314#88] 12 Ny sasany indray mamaky ireo lohateny vita sora-baventy. [2.117#65] 13 Koa izao no lohateny vaovao narosony ary nekeko : "Ny fianarana mampisaraka amin'ny tany" [2.356#95] |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lohateny, 15 natohely |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|