|
|
|
|

Entry1  lohatraoka
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  loha, traoka
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Faritry ny traoka ambony izay ahazoana mamoaka feo; misy taola malemy mivohitra eo anoloan' ny lohatraoka, izay atao hoe traotraoka
5  [1.13] faritra ambony no sady fiandohana amin'ny traokabe
Explanations in French  6  [1.13] larynx
Vocabulary  7  Biology

Updated on 2025/07/29