|
|
|
|

Teny iditra1  lokoana
Fototeny  2 loko
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asiana loko: Nolokoany mena dorehitra ny tranony
5 Asiana dity hipetaka: Lokoy tsara ny valopy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be painted or colored [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on peint, qu'on colorie [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17