|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 lomano |
| Fototeny | 2 lano |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano:
5 ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, 6 ny antsitrika, sns... [1.1#546] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 swimming
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 nage, natation
[1.3#411] |
| Ohatra |
9 Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano.
[2.356#]
10 fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 21 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lomano, 23 lomona, 24 maloño, 25 mañolo, manolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|