|
|
|
|

Entry1  lombombava
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  lomboka, vava
Explanations in Malagasy  4  [1.1] [Betsileo] Fomba fisampin-damba manarona ny vava mba tsy tiana hahitan' ny olona ny fihetsiky ny vava na koa mba hoenti-maneso ny olona iresahana

Updated on 2025/07/02