|
|
|
|

Teny iditra1  lomondo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vary voataona eny ampamoloana sady voalamina tsara,
4 antontam-bary efa voajinja: Ny gàgà tsa añaten'ny lomondo aby (Ny goaika tsy takon'ny antontam-bary daholo) [Betsileo] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 Riz en gerbe entreposé sur l'aire avant le battage. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  6  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17