|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 lonaky |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 filoham-poko hajaina ao tanàna
[Taisaka]
[1.78] 4 olona lehiben'ny foko eken-teny ao amin'ny faritra iray [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 chef de clan
[1.13] |
| Voambolana | 6 Pôlitika |
| Teny nalaina | 7 Soratra misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 8 lonaky |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 lapa
[Bara]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 11 kinalo, 12 kolany, lonaky, 13 lonika, 14 Nikolà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|