|
|
|
|

Teny iditra1  longoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 hantsana na hady misarona bozaka [Tanala] [1.78]
4 Lavaka atao fandrika. [1.1]
5 tevana [Bezanozano] [1.78]
Mpanahaka  6  longoamitotobozaka
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 angolo, 10 golona, longoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09