|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 longy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Lefona kely izay mitsoriaka fatratra rehefa atsipy
4 Hazo marani-doha fihadiana zavamaniry mamody toy ny kitsangana na ny kifolona [1.1] |
| Mpanahaka | 5 antsetra, 6 katsomanta |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 lingo, longy, 9 ngilo, 10 ngoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|