|
|
|
|

Teny iditra1  lonika
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  3 Fahosahosana sy fahaketraketrahana; fahavesabesarana sy fitanondrehana tsy mahazaka loha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 faiblesse, langueur [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  9 kinalo, 10 kolany, 11 lonaky, lonika, 12 Nikolà

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19