|
|
|
|

Teny iditra1  lopotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. [1.1]
4 Karazan-damba [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 Draperie [1.13]
6 nom générique des tissus de laine, draps [1.5]
Voambolana  7  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 lapotro, lopotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09