|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  loso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antsasaky ny ariary na 2,50 Fr amin' ny vola ankehitriny (fony 4,80 Fr no tomban' ny ariary, dia 2,40 Fr ny loso, ka ny 2,50 Fr taty aoriana natao hoe loso vazaha) [1.1]
Voambolana  4  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Kamban-teny rehetra  5 vakin-doso
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)7  loso
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Zavatra boribory lavalava: Losom-by [Sakalava] [1.1]

Fivaditsoratra  loso, 10 solo, solò

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27