|
|
|
|

Teny iditra1  lovantsofina
Singan-teny  2 lova, 3 sofina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Tantara niampitampita am-bava fa tsy mba voasoratra ka tadidin' ny taranaka mifandimby [1.1]
6 tantara tsy voasoratra ifampitan'ny taranaka amam-para amin'ny fianakaviana na foko iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 tradition orale [1.13]
Ohatra  8  Lazain' ny lovan-tsofina fa izay efa nigoka tamin' ny ranon' i Manangareza, hono, tsy maintsy miverimberina ao Toamasina foana, na aiza na aiza toerana onenany. [2.471]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17