|
|
|
|

Teny iditra1  lova tsy mifindra
Singan-teny  2 lova, 3 tsy, 4 mifindra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 lova tsy mivoaka ny fianakaviana; (mba hahatanteraka izany, dia nifanambady mpihavana ny Ntaolo) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12