|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 lovoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Dobo, antara
[Betsimisaraka]
[1.1] 4 Helo-drano [Sakalava] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 petite baie
[1.13] |
| Voambolana | 6 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 8 lovoka |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Milaza tsato-kazo, tsatoka, saingy tsy dia fampiasa loatra
[1.1] |
| Tovy hevitra | 11 lozoka |
| Teny iditra (3/3) | 12 lovoka |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 . Nom qu'on donne aux pâturages d'embouche, pour l'engraissement des animaux, ou tout au moins pour favoriser leur croissance, par extension, nom des pâturages améliorés ; omby andovoka : boeuf d'embouche.
[Sihanaka]
[1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|