|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ma-bolana ilalana |
| Singan-teny | 2 maka, 3 volana, 4 ilalana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 mandray sy mino izao honohono re eny an-dalana rehetra izao
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ajouter foi aux paroles qu'on entend sur le chemin; se laisser tromper par ce qu'on apprend en route
[1.3#416] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|