|
|
|
|

Teny iditra1  maderadera
Fototeny  2 deradera
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Manerinerina
5 Tsara tazanina, marevaka, mirenty [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qui montre ou ose montrer [1.3]
Ohatra  7  maderadera fatratra irỳ tranoan-tampon-kavoana irỳ [1.1]
8  maderadera erỳ ny haingon' itỳ trano itỳ izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12