|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  madinidinika
Fototeny  2 dinidinika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Ohatra  4  Ary ny haratsiana madinidinika ataony. [2.59#140]
5  Ny sasany aminy dia somary madinidinika sady mainty kokoa. [2.508#111]
Kamban-teny rehetra  6 veloma madinidinika: masina fantimpantenana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)8  madinidinika
Sokajin-teny  9  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10 tsikelikely [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09